Teny iditra (1/3) | 1 vala |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka]
rova 4 [1.78] [Taisaka, Tanala, Tanosy] fefy 5 [1.1] Fefy manodidina: Asio vala ny akohonareo fa manimba ny tanimbolinay Faritra na toerana andrian' ny omby ao an-tanàna; fahitra: Nihoatra ny vala ilay zanok' omby halina Fizarazaran' ny tanimbary: Manana tanimbary telo vala i Dadabe eny Antanintsaonjo Antoko, fifehezana: Irina mba tsy hisy afatsy vala tokana ho an' ny Kristianina rehetra. |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] an enclosure, a pen; a border |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] [Provincial]
enclos (un), parc à boeufs (un), bordure (une), village (un), finage (un) 8 [1.13] domaine, parc, enclos, finage 9 [1.196] clôture, entourage en bois |
Ohatra |
10 Namaky vala ny ombinay roa lahy indray alina. [2.472] 11 Ary ny trano tany, noferany am-bohitra vita vala hady. [2.245] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny | 65 Ambalatavoahangy (Rapatsalahy Paul) |
Ohabolana | 66 Ohabolana misy io teny vala io |
Teny iditra (2/3) | 67 vala |
Sokajin-teny | 68 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
69 [1.13.fr#216] ensemble |
Voambolana |
70 Matematika: alijebra |
Teny iditra (3/3) | 71 vala |
Sokajin-teny | 72 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
73 [1.196] Nom donné à diverses espèces d'arbres ou d'arbustes utilisés pour faire des clôtures. Les plus communément relevés sont : Dombeya ambongensis Arènes (Malvaceae). Relevé par P. Boiteau à Fort Dauphin, 1972. Fibres des écorces utilisées en corderie et pour les tissages grossiers. [Tanosy] Dombeya lecomtei Hochr. ; réf. Service Forestier 12943 ; Dombeya parvipetala Arènes ; réf. Decary (nom relevé sur le type de l'espèce) ; Dombeya valafotsy Arènes ( Malvaceae) ; réf. Réserves Naturelles 2758. Toutes ces espèces ont des écorces fibreuses et servaient autrefois à lier entre elles les pièces d'une charpente. Elles étaient multipliées volontairement par bouturage. [Tandroy] |
Voambolana |
74 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 77 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |