Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fangalana [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | action de prendre, d'aller chercher [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
akà
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fodiana (adala na marary...), safary. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | [root not in use] [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | simulation d'ignorance, feinte [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Bara]
rankizy [Rakotosaona 1975]
|
| Teny fampiasan' ny zazalahy na ny tovolahy hilazana olona tsy tononina anarana: Iay aka: ilay iny. Ry ilay aka: ry zalahy. Ry ilay aka ireo no nitifitra ny voromailalanao [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | fisintonan'ny ranomasina [SLP 1986]
|
Fandikana frantsay | marée basse [SLP 1986]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fandikana anglisy | accustomed to, familiar with, clever, skillful. Not used as a simple adjective, but only in such phrases as, manao azy ho aka izy / he makes himself out to be clever [Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | [Tankarana]
accoutumé à, habile à [David 1952 (takila A)]
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Famaritana malagasy | [Taimoro]
tsy, aza [Rakotosaona 1975]
|
Fandikana anglisy | [Sakalava]
same as aza
[Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Famaritana malagasy | [Bara]
ise [Rakotosaona 1975]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
aka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taimoro]
anaram-borona, angaka [Rakotosaona 1975]
|
| [Betsimisaraka]
karazam-borona an-drano sahala amin'ny ganagana [Rakotosaona 1975]
|
Voambolana |
|