|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  ambolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fahaiza mamantatra zavatra amin' ny fofony
fikarohan' ny orona amin' izay niavian' ny fofona
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] flair, l'odeur de la piste
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/5)10  ambolo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  [2.415] se disait d'une jeune fille remarquable par sa beauté

Teny iditra (3/5)13  ambolo
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] karazam-balala kelikely, maitso ny volony
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.2] a species of green locust
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3] nom de la sauterelle verte
18  [2.415] sauterelle de très belle espèce
Voambolana  19  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Anaram-biby 
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  46  Ohabolana misy io teny ambolo io

Teny iditra (4/5)47  ambolo
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny frantsay  49  [1.196] (de volo = bambou, parce qu'il pousse souvent dans les forêts de bambous). Neophloga mananjarensis Jum. & H. Perrier (Arecceae). Très petite espèce à stipe grêle. [Betsimisaraka]
Voambolana  50  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)52  am-bolo
Fototeny  53  any, volo
Sokajin-teny  54  kambanteny
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  56  alombo, ambolo, am-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05