Teny iditra (1/3) | 1 ampela |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro]
zazavavy 4 [1.78] [Taisaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tanosy] vehivavy 5 [1.78] [Betsileo] vavy 6 [1.78] [Tandroy] vady: Mba ampela soa iñeo 7 [1.1] vehivavy, tovovavy |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] a girl, a woman. See vehivavy. 9 [1.7] [Provincial] a girl or woman |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.19] [Tankarana]
femme, fille. (Vaiàvy). 11 [1.8] [Provincial] jeune fille, femme |
Ohatra |
12 O Z' ampela roy e! [2.606] 13 Eka, hoy ampela ehy. [2.150] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny ampela io |
Teny iditra (2/3) | 33 ampela |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
35 [1.1] zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany ilany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika, mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina |
Fanazavàna teny anglisy |
36 [1.2] a spindle, used for spinning or winding cotton, silk, etc. 37 [1.7] a spindle |
Fanazavàna teny frantsay |
38 [1.8] fuseau ; quenouille |
Ohatra |
39 ary mihazona ny ampela ny rantsan-tanany. [2.996] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 45 Ohabolana misy io teny ampela io |
Teny iditra (3/3) | 46 ampela |
Sokajin-teny | 47 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
48 [1.1] [Sakalava]
Rivotra avy andrefana |
Voambolana |
49 Haitoetrandro |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Fivaditsoratra | 71 ampale, ampela |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |