Teny iditra (1/3) | 1 anjaingy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Honkona atao amin' ny loha tehina 4 Ny antsetran' ny lefona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 same as anjonjany [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 le fer placé au bout d'un bâton; le talon de la lance [1.3] |
Teny iditra (2/3) | 7 anjaingy |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Zavatra atao lohany amin' ny kilalao; kilalao fanaon' ny ankizilahy izay manao antsongoloka mitehina amin' ny tanana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
10 walking on one's hands, the feet being turned upwards, as in certain children's games. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
11 jeu d'enfants consistant à marcher sur les mains, les pieds en haut [1.3] |
Voambolana |
12 Kilalao |
Teny iditra (3/3) | 13 anjaingy |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
15 same as ambosy [1.2] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |