Teny iditra | atodiny > atody | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany [1.1] | ||||||||||||
Vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy [1.13] | |||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | An egg. [Mal. telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.] [1.2] | ||||||||||||
An egg [1.7] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Oeuf [1.8, 1.13] | ||||||||||||
Embryon, zygote [1.13] | |||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Voambolana | Haiaina ~ Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atody io | ||||||||||||
Teny iditra | atodiny > atody (tody) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fait rentrer au port [1.3] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | atody, tadio |
Teny iditra | atodiny > atodika (todika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza ny maso na ny loha ahodina mba hankany amin-javatra na olona eo anindrana na any ivoho: Aza atodika any ny lohanao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | atodika, tia doka |
Teny iditra | atodiny > atoditra (toditra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Andramana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à goûter [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | atoditra, tora-tady |