Teny iditra (1/5) | 1 atỳ |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] here, not in sight |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] ici, pas visible |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 10 ety, eto, eo, etsy, eny, eroa, ery, aty, ato, ao, atsy, any, aroa, ary |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 12 aty |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [1.7] the insides of anything; a room |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.19] [Tankarana]
intérieur 17 [1.3] intérieur, ce qui est au dedans 18 [1.8] l'intérieur, le dedans |
Voambolana |
19 Toerana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (3/5) | 50 aty |
Sokajin-teny | 51 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
52 [1.1] Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona |
Fanazavàna teny anglisy |
53 [1.7] the liver |
Fanazavàna teny frantsay |
54 [1.19] [Tankarana]
foie; poumon 55 [1.3] foie 56 [1.8] le foie |
Voambolana |
57 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 67 Ohabolana misy io teny aty io |
Teny iditra (4/5) | 68 aty |
Sokajin-teny | 69 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
70 [1.196] La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atinkazo. [Merina]
|
Voambolana |
71 Haizavamaniry |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (5/5) | 74 aty |
Sokajin-teny | 75 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
76 [1.78] [Betsimisaraka]
tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina |
Fivaditsoratra | 77 aty, atỳ, ita, tai, tay, tia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |