Teny iditra kanety
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra boribory kely tahaka ny fanondro, vita amin' ny vato na tamaboha na tanimanga, ilalaovan' ny ankizy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a marble (plaything) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay bille (jouet) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31