Teny iditra | 1 kiombiomby |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 omby |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#495] Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany |
Ohatra |
5 [2.117#107] Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. 6 [2.470#20] Matoa tsy eo akaikiny eo iLidy sy Saonina dia ilaozan' izy roalahy ireo mamolavola tanimanga ho kiombiomby, na mandrandrana volon-jozoro, na misambo-balala tsindaka. |
Voambolana |
7 Kilalao |
Tovy hevitra | 8 tsiombiomby |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |