|
|
|
|

Teny iditra1  kizanajanaka
Fototeny  2  zanaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sariolona na saribakoly ataon' ny ankizy, indrindra ny ankizivavy, lalao sy lazainy fa zanany ka babeny na trotroiny
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#342] Poupée
Voambolana  6  Kilalao

Fivaditsoratra  7  anjakazakany, kizanajanaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28