|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lalina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny: Lalina itỳ rano ity ~ Latsaka tao anaty tevana lalina izy
Mangitsokitsoka
Enti-milaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak' ilay mpandahatra
Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary ~ Lalina ny fahoriana nahazo azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] deep
5  [1.2] profound
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre
7  [1.3, 1.8] profond
Ohatra  8  Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy. [2.324]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Tohi-kevitra  14  marivo
Kamban-teny 
Ohabolana  29  Ohabolana misy io teny lalina io

Teny iditra (2/2)30  lalina
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32  [1.196] (dans son sens général ce mot, tiré du malais dalam, signifie remarquable, exceptionnel). C'est le nom général des arbres appartenant aux genres Homalium et Bivinia (Salicaceae). Leurs bois durs et de bonne conservation ont en effet d'excellentes qualités. [Tanosy]
Voambolana  33  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  34  alalin, lalain, lalany, lalina, nalali

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21