Teny iditra lava-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe lavaka
Kamban-teny 

Teny iditra lava
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ
Mitovy hevitra: avo dia ~ avo ranjanana ~ ezoezo ~ fezafeza ~ fizofizo ~ jakojako ~ jango ~ jaobe ~ joaka (joroaka) ~ lava dingana ~ lava fe ~ lava mitaikotaiko ~ lava ranjanana ~ lava sirana ~ lavatsindakana ~ lavatsipaikona ~ mandrindrina ~ marezoka ~ milangalanga ~ mirijarija ~ mitezotezo ~ mitsororika ~ mitsororoaka ~ mivahan-tsindrano ~ pakapaka ~ ranga ~ rapeto ~ tsy miery an-tsena ~ tsy mindran-tohatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Long, tall; without interruption [1.2]
 Long (of time and space) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Long (se dit du temps et de l'espace) [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra lava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : lava, lavako, lavanao, lavany, lavantsika, lavanay, lavanareo, lavan', lavan-, lavam-
Tovonana : -dava, -davako, -davanao, -davany, -davantsika, -davanay, -davanareo, -davan', -davan-, -davam-
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra lava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Vato miempo avoakan' ny volokano [1.17]
Voambolana 

Teny iditra lava
Sokajin-teny endritenin' ny hoe laver
Ohatra Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony) [0]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02