Teny iditra (1/4) | 1 leo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany 4 Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 has had enough and too much; disgusted 6 drunk [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qui en a assez; dégoûté [1.3#4011.8] 8 ivre [1.3#4011.8] 9 indisposé par un narcotique [1.3#4011.8] 10 qui n'en veut plus 11 assoupi, étourdi [1.3#401] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 16 Tofoka, boboka, tohina, tola17 monaina, monamonaina, mamo, disaka, afapo, lamoka, boboka, tofoka, malilo, tala, malikiliky, lotika, lao, tsy tia hiherika, tsy tia veroka, tsy tia vovoka, tsy tia mainty, leom-boananana, tsy tia zava-boribory, tsy tia mololo |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny leo io |
Teny iditra (2/4) | 21 leo |
Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
23 (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho 24 Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
25 equalled, matched, overcome [1.2] 26 borne, sustained [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
27 supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre: 28 Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3#401] 29 supporté [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Teny iditra (3/4) | 36 leo |
Sokajin-teny | 37 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
38 laona [Bara, Tanosy]
[1.78] |
Teny iditra (4/4) | 39 leo |
Sokajin-teny | 40 tambinteny |
Fanazavàna teny anglisy |
41 to-day [Provincial]
[1.2#390] |
Voambolana |
42 Fotoana |
Tsanganana sy sary iray takila |
43 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 44 elo, leo, ole |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |