|
|
|
|

Teny iditra1  mihantsy
Fototeny  2  hantsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro
Manao izay hihomehezana zazakely
Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] provoquer, défier, faire rire un petit enfant
Ohatra  6  sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy; [2.69]
7  Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe: [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  mihatsy, mihaika, maninana, misetra, manetra, mila ady, mirehareha, minaikanaika, minehaneha, mijihinjihina, mitihintihina, mitrehatreha, manao lambo manoha-dia
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  18  hatsimin, mihantsy, mihintsa, nahitsim, nitsiham

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21