Teny iditra | 1 mihetsiketsika |
Fototeny | 2 hetsiketsika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihevingevina: Mihetsiketsika ny tohatra fa tazony mafy Tsy mipetraka tsara fa mikofokofoka, mipelipelika: Ny zaza matetika no mihetsiketsika any an-trano fivoriana Miheninkenina, misahirana mafy, mipopoka: Nihetsiketsika fatratra izy tamin' iny raharaha iny Mihaingo, miraratra, miramarama: Mihetsiketsika erỳ ry zareo ato avaratra fa vao nahalafo trano, hono. |
Ohatra |
5 mihetsiketsika lalandava io zazalahy io (Ce garçon se remue sans cesse) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 10 mihetsiketsika, mihendrahendra, mihozongozona, mihontsinkontsina, mirona, mironjina, mivena, mivenjina, mitovezina, mikofoka, mikofokofoka, mitsikofokofoka, mitsikorofoka, mitakorofoka, mipelipelika, mipilaka, mikopaka, mikoropaka, mitrifantrifana, mihovihovy, mihovotrovotra, mihararetra, mipararetra, mipendrampendrana, mihevingevina, mikivilivily, misavilivily, mikipilipily, mikopakopaka, mihofahofa, mihofakofaka, mihahohaho, mihetsiketsika, misangodina, misangodingodina, mitambolina, mirondrona, mivezimbezina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mihetsiketsika io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |