Teny iditra (1/2) | 1 mitondra |
Fototeny | 2 tondra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy? Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to carry; to take away |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] porter; enlever; conduire; gouverner |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 milonjo, mivongika, mivongaingy, mivongaingika, mivesatra, milonjehitra, manindao, manongaka, mivatsy, mivingitra, mamingivingy, mibata, mibeta, miloloha, manao an-tsangory, manao an-tsampy, manao an-tonery, miantsoroka, milanja, manasaboady, mibaby, mitrotro, mivimbina, mitsintsina, misakelika, misakobona, mikenakena, mitaona, mitraoka, manainga, manentana, mitatitra, mizaka, miaritra, mihafy |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny mitondra io |
Teny iditra (2/2) | 29 mitondrà |
Fototeny | 30 tondra |
Sokajin-teny | 31 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitondra [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
33 [1.3] |
Fivaditsoratra | 34 itondram, mandotry, mitandro, mitondra, mitondrà, tandrimo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |