Teny iditra | 1 mitovy tantana |
Singan-teny | 2 mitovy, tantana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy misy avo sy iva toy ny fandrin-drano |
Mpanahaka | 5 mitovy rano, mitovy saranga, mitovy lenta, mitovy lemba, mitovy soroka, marina, marin-drano, marin-tampona, marin-toerana, ankamarenana, lemaka, fandrin-drano, ranoray, bambaray, mitohy nonoka |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |