Teny iditra mitovy tantana
Singan-teny mitovy ; tantana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy avo sy iva toy ny fandrin-drano
Mitovy hevitra: ankamarenana ~ bambaray ~ fandrin-drano ~ lemaka ~ marin-drano ~ marin-tampona ~ marin-toerana ~ marina ~ mitohy nonoka ~ mitovy lemba ~ mitovy lenta ~ mitovy rano ~ mitovy saranga ~ mitovy soroka ~ ranoray [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28