|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  moraingy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.62#798] haiady nentin-drazana izay mbola fanao any amin' ny faritra sasany eto Madagasikara
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5#211] boxe traditionelle
5  [1.196] nom donné à une sorte de lutte très populaire
Ohatra  6  Indraindray ry zareo raha mandray vahiny dia manao moraingy [2.643#]
7  Ao kosa ireo kilalao mihavitsy mpanao toy ny raosy jamba, ny amponga tany, ny marakely, ny moraingy. [2.117#]
8  Lalao mikasika ny fiainan'ny mpivady mandrakariva no fanaon' ny ankizivavy, fa ny kiombiomby sy ny lalaom-batana (moraingy) [2.606#]
Voambolana  9  Fanatanjahan-tena

Teny iditra (2/2)10  moraingy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.62#798] hazo avy any Indo-Malezia. Tany Maorisy sy La Réunion aloha no nampidirina azy. Vao haingana ihany no tonga teto Madagasikara. Faritra mafana no tiany, rehefa latsaky ny 300 metatra ny haavony, any avaratra sy avaratra andrefana. Rehefa mihintsana ny raviny, dia mihanjahanja ireo sampany, saika manao fandrin-drano sy ireo voany maitso loko, lava mikirozaroza ohatra ny apela. Manodidina ny voany ny kiran' ny kapôka. Septambra ka hatramin' ny Novambra no mamony sy mamoa.
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] Ceiba pentandra (L.) Gaertn. (Malvaceae). L'huile tirée des graines est utilisée par les lutteurs pour s'oindre le corps. [Sakalava]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Mpanahaka  15  pemba, landihazobe
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17  amingory, moraingy

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/23