|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sahala
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo
Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa
Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] alike, the same; cf. mitovy, tahaka, toy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] identique, même
Ohatra  6  sahala ihany izany, hoy Zaka. [2.5]
7  Malagasy sahala amiko avokoa ireo. [2.4]
8  Ny sandriny iray sahala amin' izao. [2.606]
Haiendriteny 
9  Filaza mandidy :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Tovy hevitra  14  sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry
Mpanahaka  15  sahalahala, mitovitovy, mifanahantsahana, mifanahatahaka, mifanendrahendra, mifandraidraika, mifandrindrarindra, mifanakaikikaiky, mifanentanentana, mifanendrihendry
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)18  sahalà
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny mpamaritra sahala [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3] soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu

Teny iditra (3/3)21  sahala
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.78] [Tanosy] antonona: vilany sahala

Fivaditsoratra  24  hasala, lahasa, sahalà, sahala

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08