Teny iditra (1/6) | 1 tao- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe taona |
Teny iditra (2/6) | 3 tao |
Sokajin-teny | 4 endritenin' ny hoe tao |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena |
Teny iditra (3/6) | 6 tao |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.5] travail, action 10 [1.196] action de fabriquer, de construire |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny tao io |
Teny iditra (4/6) | 22 tao |
Sokajin-teny | 23 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 [1.1] Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.5] préparatifs, précaution |
Sampanteny |
|
Teny iditra (5/6) | 30 tao |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
32 [1.78] [Taisaka]
fitondrana |
Teny iditra (6/6) | 33 taò |
Sokajin-teny | 34 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
35 [1.78] [Sihanaka]
ity |
Tovy hevitra | 36 tò |
Fivaditsoratra | 37 ato, ota, tao-, taò, tao, toa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/06 |
![]() |