|
|
|
|

Teny iditra1  teraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vao nivoaka ny kibon-dreniny ka manomboka miaina eto an-tany: Vao teraka, hono, io zaza io dia nitsiky
Latsaka antany, foy (raha atodim-borona no lazaina)
Nandatsaka zaza avy ao an-kibo: Teraka halina Ramatoa Rasoa
Miseho, mitranga: Vao teraka io lamaody io, dia nanao akanjo manasa-pe daholo ny sakam-bavy rehetra / Teraka ny volana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] delivered of a child
born
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8]
6  [1.3] qui a enfanté, accouché
qui a produit des feuilles, des fleurs, fruits
7  [1.8] qui a mis au monde un enfant
qui vient de mettre bas
8  [1.196] (racine verbale) Veut dire enfanter (pour les femmes), mettre bas (pour les animaux) mais pour les plantes signifie produire des fleurs, des fruits, des bulbilles, des rejets.
9  [1.405] [Sakalava-Mayotte] né
Ohatra  10  ny mponina tera-tany anefa vitsy [2.366#18]
11  fa izahay anie terak' ombi-manga [2.69#229]
12  hianao no teraky ny volana, zafin' ny masoandro [2.606#182]
13  Tsy nisy fahafatesana teo amin' ny velona, fa tsy mbola teraka ny Ota [2.5]
Voambolana  14  Haiaina
15  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
16  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Haiendriteny 
17  Tsotra :
Sampanteny 
18  Matoantenin' ny mpanao :
19  Matoantenin' ny iharana :
20  Matoantenin' ny fameno :
21  Anarana :
22  Mpamaritra :
Mpanahaka  23  ary, foy, mahitamasoandro, vakymaso, foyelatra, latsakaantany, velombao, mifana, nitondrafolovolana, mivadijaza, mihetsijaza, tongaandro, tsyampyandro, tsytongavolana, afajaza, tsymanaotakalokely, vakymanta, manaootykely
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  41  Ohabolana misy io teny teraka io

Fivaditsoratra  42  aketra, aretak, aterak, atrake, atreka, etraka, karate, raketa, retaka, teraka, treaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21