|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  tsara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano
Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara
Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara
Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto
Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay!
Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy
Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara
Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] good; well
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#753, 1.8] bon
6  [1.3#753] qui a de bonnes qualités, beau
7  [1.8] bien
Ohatra  8  Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Filaza mandidy :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Tohi-kevitra  16  ratsy
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lohateny  102  Filazantsara
Ohabolana  103  Ohabolana misy io teny tsara io

Teny iditra (2/5)104  tsa
Sokajin-teny  105  filaza mandidin' ny mpamaritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  106  [1.3] soyez bon
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)109  tsara
Sokajin-teny  110  anarana
Fanazavàna teny malagasy  111  [1.1] Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady.
Fanazavàna teny frantsay  112  [1.3#753] jugement
Sampanteny 
113  Matoantenin' ny fameno :
114  Anarana :

Teny iditra (4/5)115  tsara
Sokajin-teny  116  anarana
Fanazavàna teny malagasy  117  [1.78] [Bara] teny, resaka
Sampanteny 
118  Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  119  fototsara, marotsara
Kamban-teny 

Teny iditra (5/5)121  tsara
Sokajin-teny  122  anarana
Fanazavàna teny frantsay  123  [1.196] (sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Bezanozano]
Voambolana  124  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  125  satra, tarsa, tsara, tsarà

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08