|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  -tsiny
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe siny

Teny iditra (2/4)3  tsiny
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5  [1.1] fanamelohan' ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon' ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin' ny rainy izy noho ny ditra nataony
ota, fahotana: Mbola zaza tsy manan-tsiny izy io
kilema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] blame, fault, reproach
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3, 1.8] blâme, censure
8  [1.3] culpabilité, défaut
9  [1.8] faute
Voambolana  10  Filôzôfia
Tovy hevitra  11  adidy, soketa, fondro
Mpanahaka  12  teny, faniniana, tebaka, tenitra, nenitra, kizaka, kiana, adidy, fanadidiana, safay, fondro, heloka, soketa, lolotramalona, feta, voina, latsa, ngidin-koditra, likiliky, tevidoha, ota fady
Kamban-teny 
Lohateny  23  An' iza ny tsiny? (Ravelomoria Wast)
24  Le Tsiny et le Tody dans la Pensée Malgache (Andriamanjato Richard)
25  Ny tsiny, ny tody : ny fisainana malagasy (Rakotovoarisoa Bernard-Marie)
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny tsiny io

Teny iditra (3/4)27  tsiny
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.1] fanamafisana vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe.
Fanazavàna teny frantsay  30  [1.3] action de reforger et do retremper les outils émoussés
Sampanteny 
31  Mpamaritra :

Teny iditra (4/4)32  tsiny
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34  [1.196] Esprits de la nature et surtout de la végétation, censés résider dans les fourrés touffus, les enchevêtrements de lianes, d'où la crainte qu'on a d'y pénétrer. D'après J.M. Estrade, on les considère comme les connaisseurs par excellente des vertus des plantes. C'est pourquoi on les invoque à l'égal des esprits des rois ; leurs saha (= medium) qu'ils sont censés inspirer, jouissent d'une grande réputation. Ils comprennent d'ailleurs toute une hiérarchie et leur chef suprême appelé lavanify (« longues dents ») joue le rôle de principal exécutant des vues du Créateur (andriananahary). Voir le Tromba (1977) p. 216. [Sakalava]
Voambolana  35  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  36  intsy, tsini, -tsiny, tsiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07