Teny iditra | 1 zato |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a hundred |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8, 1.13] cent |
Isam-pirenena |
6 [3.1] 100 C |
Ohatra |
7 Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 41 Ohabolana misy io teny zato io |
Tsanganana sy sary iray takila |
42 Ny isa |
Lahatsoratra |
43 Andriamihaja: Fanisana vaovao 44 Randzavola: zato ao amin' ny Baiboly (=> isa) |
Fivaditsoratra | 45 tazo, zato |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |