Teny iditra | adaladala (adala) | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | étourdi, un peu fou [1.3, 1.5] | ||||||||||||
Insolent [1.5] | |||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Haiendriteny | |||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Zanakanarana | |||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny adaladala io | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |