|
|
|
|

Teny iditra1  lakana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika
4  Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2]
6  a dugout canoe; any small boat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  pirogue, petit bateau [1.8]
Ohatra  8  Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana. [2.470]
9  miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
Voambolana  10  Fifamoivoizan-tsambo
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny lakana io
Sary 
26 
27 

Fivaditsoratra  28  kalana, lakana, lanaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16