|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  lava-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe lavaka

Teny iditra (2/5) 3  lava
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
6 Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 long, tall; without interruption [1.2]
8 long (of time and space) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 long (se dit du temps et de l'espace) [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  23  Fotoana 24  Toerana
Tohi-kevitra  25 fohy
Mpanahaka  26  avodia, 27  avoranjanana, 28  ezoezo, 29  fezafeza, 30  fizofizo, 31  jakojako, 32  jango, 33  jaobe, 34  joakajoroaka, 35  lavadingana, 36  lavafe, 37  lavamitaikotaiko, 38  lavaranjanana, 39  lavasirana, 40  lavatsindakana, 41  lavatsipaikona, 42  mandrindrina, 43  marezoka, 44  milangalanga, 45  mirijarija, 46  mitezotezo, 47  mitsororika, 48  mitsororoaka, 49  mivahantsindrano, 50  pakapaka, 51  ranga, 52  rapeto, 53  tsymieryantsena, 54  tsymindrantohatra
Fikambanana  55  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 126 misy io teny io
Ohabolana  56  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/5) 57  lava
Sokajin-teny  58  anarana
Fanazavàna teny malagasy  59 Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [1.1]
Haiendriteny 
60  Tsotra :
61  Tovonana :
Fikambanana  62  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Teny iditra (4/5) 63  lava    
Sokajin-teny  64  anarana
Fanazavàna teny malagasy  65 vato miempo avoakan' ny volokano [1.17]
Voambolana  66  Haibolantany

Teny iditra (5/5) 67  lava    
Sokajin-teny  68  endritenin' ny hoe laver
Ohatra  69  Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony)

Fivaditsoratra  70 Alva, lava, 71 vala

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07