|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  malemy
Fototeny  2  lemy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza
5  Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity
6  Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy
7  Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io
8  Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  soft; weak [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  mou [1.8, 1.13]
11  faible [1.8]
Ohatra  12  Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472]
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  14  boda, bodaka, modaka, motraka, lotaka, mondaka, nondaka, boretaka, mihonankonana, malemilemy, mavozo, mavozovozo, marary ovana, tsy matanjaka, garera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, tsingozahoza, marezoka, marazoka, mangozohozo, konetaka, vavivavy, kely aina, kely ambaitra, somararetra
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny malemy io

Teny iditra (2/2)25  malemy
Fototeny  26  lemy
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28  voan'ny paralisia [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  29  paralytique [1.13]
Voambolana  30  Fahasalamana

Fivaditsoratra  31  malemy, mamely

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24