|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  sanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Volon-doha mivondrona kely eo ambonin' ny tampin-kandrina, na volondoha somary lavalava kokoa noho ny sisa rehetra eo afovoany tsara eo ambony tampin-kandrina
4  Volo na nofo mivondrona eo an-tampondohan' ny biby sasany: Lava sanga ny akoholahin' i Naivo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a lock of hair on the forehead
6  the crest of a cock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  touffe de cheveux au front
8  crête du coq [1.8]
9  [1.196]
Voambolana  10  Haiaina
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny sanga io

Teny iditra (2/3)21  sanga
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23  saobakaka [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  24  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (3/3)25  sanga
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27  (sens général : tout ce qui se dresse sur la tête, crête du coq, toupet de cheveux , etc.) C'est le nom d'un Weinmannia (Cunoniaceae), d'après Dandouau. Le nom malgache fait allusion aux inflorescences dressées. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  28  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16