|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  siaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Halozana, faharatsiam-panahy
4  Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  fierceness, violence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  méchanceté [1.3#602, 1.8]
7  violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie
8  goût piquant de certaines herbes
9  causticité, violence de language [1.3#602]
10  Goût piquant de certaines plantes [1.196]
Voambolana  11  Ontam-po
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)20  siaka
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina
23  Feo entina miantso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24  whistling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25  action de siffler, d'appeler en sifflant [1.3#603]
26  sifflement [1.8]
Ohatra  27  Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao. [2.357#39]
28  Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny. [2.529#99]
Voambolana  29  Feo
Sampanteny 
30  Matoantenin' ny mpanao :
31  Matoantenin' ny iharana :
32  Matoantenin' ny fameno :
33  Anarana :
Anaram-biby 
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny siaka io

Fivaditsoratra  36  akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/01