Teny iditra | vahoaka | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny olom-pirenena amin' ny fanjakana iray: Novorin' ny filoham-panjakana ny vahoakany Olona maro be: Vahoaka be mihitsy izay tao an-tsena izay aninaraina Ny sarambaben' ny olona, ny valalabemandry: Rahefa avy nikabary izy dia nifangaroharo tamin' ny vahoaka [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The people; the citizens of a country [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le peuple [1.3, 1.8] | |||||||||
Les sujets d'un état Public [1.3] | ||||||||||
Citoyen d'un pays [1.8] | ||||||||||
Ohatra |
| |||||||||
Voambolana | Pôlitika | |||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||
Anaram-poko |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vahoaka io | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |