Fizahan-teny

Ohabolana : anjonanjona

Ohabolana 1Avo tokonana ka be anjonanjona. [2.558 #29]

Ohabolana 2Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [2.558]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [2.653 #1726]
Dikanteny frantsayFier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [2.415 #1837]

Ohabolana 3Toy ny adin-kisoa, ka vitan' anjonanjona ihany. [2.165 #370, 2.415 #3525]
Toy ny adin-kisoa ka vitan' ny anjonanjona ihany. [2.558 #4247]
Dikanteny frantsayCombat de porcs : des grognements de dédain, et c' est tout. [2.415 #3525]
Une bataille de porcs: un peu de dédain (les grognements) et c' est tout. [2.165]

Fizahan-teny