Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mianavaratra
|
|
|
Ohabolana 1 | Tsy misy nivavaka niankandrefana, fa samy nianavaratra ihany; fa ny harena mila vintana, ka raha tsy anjara, tsy tonga. [2.165 #81]
Tsy nisy nivavaka niankandrefana, fa samy nianavaratra ihany ; fa ny harena mila vintana, ka raha tsy anjara, tsy tonga. [2.415 #862]
|
Dikanteny frantsay | Personne n' a prié tourné vers l' ouest, mais tous l' ont fait tournés vers le nord (comme il faut); mais la richesse vient du destin, et celui qui n' y est pas destiné ne l' obtient pas. [2.165]
Personne n' a prié tourné vers l' ouest, tous ont prié tournés vers le nord ; mais la fortune vient du destin et quand ce n' est pas le destin, la fortune ne vient pas. [2.415 #862]
|
|
|
Ohabolana 2 | Tsy misy zazakely vao miana-mandeha, ka hotoroana ny lalan-kaleha ; tsy misy akohokely jamba ka hotohinina vao mianavaratra, tsipazam-bary vao mivoaka. [2.415 #6134]
|
Dikanteny frantsay | Vous n' êtes pas un enfant à qui on montre la route qu' il doit suivre ; vous n' êtes pas un poussin aveugle qui aille au nord, à la place d'honneur, quand on le chasse, ou qui sorte du parc quand on y jette du riz pour lui. [2.415 #6134]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des personnes sages et fidèles. [2.415 #6134]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|