Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : miharihary | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aleo fahavalo fantatra, toy izay sakaiza manody. [2.558 #111]
Aleo ny fahavalo miharihary toy izay ny sakaiza manody. [2.415 #5323] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut un franc ennemi qu' un ami perfide. [2.415 #5323] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Mahareta ny takona. [2.415 #6114, 2.653 #1410]
Mahareta ny takona, fa tsy misy tsy hiharihary. [2.558 #1860] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Supportez en secret et patiemment ce que vous endurez. [2.415 #6114] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Tôt ou tard, la justice viendra. [2.415 #6114] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Miharihary ohatra ny kary am-pamoloana. [1.1]
Miharihary toa kary am-pamoloana. [2.558 #2318, 2.653 #1766] Miharihary toy ny kary am-pamoloana. [2.165 #2257, 2.415 #5008] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza zavatra na olona miseho mibaribary tsara tsy misy miafina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cela se voit comme le chat sauvage dans l' aire, où rien ne le cache. [2.415 #5008]
Être bien exposé à tous les yeux comme un chat tigré sur une aire (en plein air). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ça crève les yeux. [2.415 #5008] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Miharihary, ohatra ny vay Miharihary sarotra afenina toa vay Miharihary toy ny vay Vay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Etre en évidence, comme une plaie au front. [2.974 #371]
Furoncle au front : il est difficile de le cacher. [2.415 #2834] Un furoncle sur le front est difficile à cacher. [2.165] Visible comme le furoncle sur le front. [2.415 #5009] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cela crève les yeux. [2.415 #5009]
On ne peut pas tenir secret ce qui se voit. [2.415 #2834] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||