|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : voronkontsy

Ohabolana 1Voronkontsy: miambi-draha tsy an-teña. [2.165 #204]
Voronkontsy miambina aomby miambina raha tsy an-tena. [1.147 #V102]
Fanazavana malagasyVorompotsy: miambin-javatra tsy an' ny tena. [2.165]

Ohabolana 2Voronkontsy nihoatr’ ala : levona ny raha tsara ratsy remby. [1.147 #V103]

Fizahan-teny