Teny iditra (1/3) | 1 avona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
6 Ontam-po |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Fiheverana ny tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona: Vonton' ny avony ny anao lahy ka mahatsikaiky indray 8 Eboebo, tohatoha, dohadoha: Ny avon' ny firinga mievotra 9 Anjonanjona: Tsy azoko leferina ny avony 10 Tsy firaharahana ny hafa: Nandray ahy tamin' avona ilay olona nefa tsy norahorahaiko [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 pride, haughtiness, arrogance. See anjonanjona, eboebo, rehareha. The reduplicated form is most generally used. [1.2] |
Ohatra |
12 Nony efa niala, Tsy afa-nitondra afa-tsy hery sy avona. [1.230#] 13 nefa raha hanao fitia mifono avona ianao, aleo misaraka; [2.313#] 14 Rentsika teo ny teniny nampitondrainy an-dRasalimo zanany vavy, feno avona sy fihantsiana. [2.528#] 15 Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona; [1.301#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 17 avonavona, anjonanjona, dohadoha, eboebo, rehareha, tohatoha |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny avona io |
Teny iditra (2/3) | 21 avona |
Sokajin-teny | 22 anarana |
Voambolana |
23 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
24 Akalam-bay, votoatiny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
25 the core of boils. (Prov.) See akalana. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
26 bourbillon des furoncles. [Tankarana]
[1.19] |
Teny iditra (3/3) | 27 avona (vona) |
Sokajin-teny | 28 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
29 Asiana vòna: Avonao isaky ny iray metatra io tady io [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 34 avona, ovana, ôvana, vaona, vaoña, voana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22 |