Teny iditra | 1 mangaihay |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Malahelo fa namoy zavatra nananana; nanantena zavatra ka tsy nahazo, hany ka toa tsy mahita hatao na holazaina: Lasa ilay voronkely efa azon' Isambilo ka nangaihay foana teo izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be ashamed, to be confused, to be astonished, to be confounded. 5 [1.7] to be confused, to be confounded |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54] être désappointé (gaina, haihay) 7 [1.8] être confus, confondu |
Fototeny | 8 haihay |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 12 mihaihay |
Mpanahaka | 13 mangasihasy, mipitrapitra, mihaingihaingy, mitanatana vava, manola-nify, gaina, diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, manjahatra, manjahana, mangotsoka, manjetoka, mitokaiky, mitsako dilana, kepoka |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mangaihay io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |