|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rain'    rain-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe ray
Fanazavàna teny anglisy  3  [3.1] father of
Fanazavàna teny frantsay  4  [3.1] père de
Ohatra  5  Izy no rain' i Varindry [2.508#98]
6  Mpanefy mahay tokoa ny rain' i Naboto [2.117#44]
7  Izay rain-dRabetava dia tsy fantatra intsony [2.588]
8  Ianao no rain-janako sy hany malalako indrindra [2.470#173]
Haiendriteny 
9  Tsotra :

Teny iditra (2/2)10  rain    
Sokajin-teny  11  anarana na matoanteny
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.2, 1.7] orana, ranonorana: rain
13  [1.2] manorana: to rain
14  [1.2] patraka, patrapatraka: showers or rain
15  [1.2] mivatravatra: to pour down heavily (of rain)
16  [1.7] erika: drizzling rain

Fivaditsoratra  17  arin, iran, nary, nira, rain', rain, rany, rina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08