|
|
|
|

Teny iditra1  roso
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Efa miainga; efa lasa: Roso ny dia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  going on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  parti, qui est allé en avant: Roso izahay (Nous sommes partis, nous sommes allés en avant)[1.3#549]
11  continuer, progresser [1.8]
Ohatra  12  Dia roso ny diako hamonjy ny renivohitry i Frantsa. [2.471]
13  Vao maty ny masoandro, dia roso ny dia. [2.472]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Anaran-toerana 

Fivaditsoratra  18  roso, soro

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/02