Teny iditra |
soratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture [1.3]
|
| Pour les plantes : marques diverses qu'elles peuvent porter [1.196]
|
Ohatra |
1 | Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona.
[2.472]
|
2 | Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy;
[2.48]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
soratra,
soratro,
soratrao,
sorany,
soratsika,
soratray,
soratrareo,
soratr',
sora-,
soratry |
Tovonana : |
-tsoratra,
-tsoratro,
-tsoratrao,
-tsorany,
-tsoratsika,
-tsoratray,
-tsoratrareo,
-tsoratr',
-tsora-,
-tsoratry |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaran' olona |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
soratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [1.1]
|
|
Teny iditra |
soratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
soratra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Nom donné aux plantes dont les feuilles ont des nervures bien dessinées ; surtout : Strychnos diplotricha Leeuwenb. (Loganiaceae).
[1.196]
|
Anarana siantifika | Strychnos diplotricha |
Voambolana |
|
Teny iditra |
Soratra
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Ohatra | Ary milalao i Soratra sy Matsatso
[2.48]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|