|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tava
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  le visage, la face, la figure [1.3]
Kamban-teny 
Manontolo 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny tava io

Teny iditra (2/3)13  tava
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  tolona (ady)
16  ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)17  tava
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  paroi [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  21  tava, vata-

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20