Teny iditra | tsitsidy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Karazan-dragidro kely mpifalihavanja eny amin'ny alan'akondro na any an'ala [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | Brown or Rufous Mouse Lemur (Microcebus rufus) [2.233] | |
Fanazavàna teny frantsay | Microcèbe roux (Microcebus rufus) [2.233] | |
Anarana siantifika | Microcebus rufus | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny Gidro | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |
![]() |