|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  fitily
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller [1.2]
Voambolana  5  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  6 fody

Teny iditra (2/4) 7  fitily
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9 [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur [1.2]
10 Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli ) (north of Ambanja) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  11 microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja) [2.233]
Voambolana  12  Haibiby: mampinono
Tovy hevitra  13 setohy, siba, tilitilivaha, tsiba
Anarana ara-tsiansa 
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny Gidro

Teny iditra (3/4) 16  fitily
Fototeny  17 tily
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo [1.1]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Teny iditra (4/4) 97  fitily
Fototeny  98 tily
Sokajin-teny  99  anarana
Fanazavàna teny malagasy  100 Kofehy taretra mena [1.1]
Fikambanana  101  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fitily

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19