Teny iditra (1/4) | 1 gidro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
4 Feo |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Feon-javatra mifampikasoka ka midridridridry, mifandilotra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a creaking noise somewhat louder than dridridridry [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 grincement, le bruit du frottement, le craquement, le cri des rats [1.3] |
Tovy hevitra | 8 gidrogidro, gidroka |
Teny iditra (2/4) | 9 gidro |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 safiafy [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (3/4) | 12 gidro |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Olona ratsy tarehy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 laid, figure de singe [1.3] 16 Se disait des gens laids [2.415] |
Teny iditra (4/4) | 17 gidro |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Voambolana |
19 Haibiby: mampinono |
Fanazavàna teny malagasy |
20 karazam-biby mitovitovy habe amin' ny saka saingy izy lava rambo ary ny tarehiny manana toetra ifandraisany amin' ny olona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
21 a grey species of lemur, the mongoose lemur. Lemur mongoz, L. Also loosely used for other species, as L. catta, Lepilemur mustelinus, etc. See amboanala. [Comp. Swa. ngedere, a species of monkey; Ar. qird, an ape.] [1.2] 22 any monkey-like creature [1.7] 23 crowned lemur (Eulemur coronatus) 24 mongoose lemur (Eulemur mongoz) [2.233] |
Fanazavàna teny frantsay |
25 plusieurs espèces de makis, surtout le noir-gris. Prosienia mongoz [1.3] 26 maki (gris noir) [1.54] 27 singe ou lémurien [1.8] 28 lémur couronné (Eulemur coronatus) 29 lémur mongoz (Eulemur mongoz) [2.233] |
Ohatra |
30 Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895#] 31 Tsy maninona na mpanotrika izany, na mpaka kitay, na lambo, na gidro, na bibilava. [2.472#] |
Zanakanarana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
33 Ny Gidro |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/21 |