| Teny iditra (1/2) | 1 tsitsihy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka] Anaram-biby sahala amin' ny voalavo mipetraka anaty lava-kazo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 brown mouse lemur, rufous mouse lemur (Microcebus rufus ) (east, northeast)
[2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 microcèbe roux (Microcebus rufus) (est, nord-est)
[2.233] |
| Voambolana | 6 Haibiby: mampinono |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Tsanganana sy sary iray takila |
85 Ny Gidro |
| Teny iditra (2/2) | 86 tsitsihy |
| Sokajin-teny | 87 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
88 greater dwarf lemur (Cheirogaleus major)
[2.233] |
| Fanazavàna teny frantsay |
89 grand cheirogale (Cheirogaleus major)
[2.233] |
| Voambolana | 90 Haibiby: mampinono |
| Tsanganana sy sary iray takila |
91 Ny Gidro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|