Teny iditra (1/2) | 1 tsitsihy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: mampinono |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Anaram-biby sahala amin' ny voalavo mipetraka anaty lava-kazo [Betsimisaraka]
[1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 brown mouse lemur, rufous mouse lemur (Microcebus rufus) (east, northeast) [2.233] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 microcèbe roux (Microcebus rufus) (est, nord-est) [2.233] |
Renianarana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny Gidro |
Teny iditra (2/2) | 8 tsitsihy |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Voambolana |
10 Haibiby: mampinono |
Fanazavàna teny anglisy |
11 greater dwarf lemur (Cheirogaleus major) [2.233] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 grand cheirogale (Cheirogaleus major) [2.233] |
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny Gidro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |