<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 14:22 | Yet, behold, therein shall be left a remnant that shall be brought forth, both sons and daughters: behold, they shall come forth unto you, and ye shall see their way and their doings: and ye shall be comforted concerning the evil that I have brought upon |
Kanefa, indro, hisy sisa afaka ihany izy ho entina mivoaka, dia ny zanakalahy sy ny zanakavavy; indro, hivoaka ho any aminareo ireo, ka ho hitanareo ny alehany sy ny ataony, dia hionona ianareo noho ny amin' ny loza rehetra izay nataoko mihatra amin' i Jerosalema, dia izay rehetra nataoko mihatra aminy. | dia hisy sisa ihany, ho afa-mandositra, ka hivoaka ny tanàna, dia zanakalahy, sy zanakavavy. Ho avy eo aminareo izy, dia hahita ny fitondran-tenany aman' asany hianareo, ka dia hionona hianareo ny amin' ny loza nalefako hamely an' i Jerosalema, dia ny amin' izay rehetra nataoko nihatra taminy. | voici qu' il s' y trouve un reste de survivants que l' on a fait sortir, fils et filles : les voici qui sortent vers vous pour que vous voyiez leur conduite et leurs oeuvres, et que vous vous consoliez du mal que j' aurai fait venir contre |