<-
->

Eze / Ez 21:1 And the word of the Lord came unto me, saying, Dia tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Tonga tamiko ny tenin' ny Tompo nanao hoe: La parole de Yahvé me fut adressée en ces termes :
Eze / Ez 21:2 Son of man, set thy face toward Jerusalem, and drop thy word toward the holy places, and prophesy against the land of Israel, Ry zanak' olona, manatreha ny atsimo, ary mitenena manandrify ny atsimo, ka maminania ny amin' ny hamelezana ny ala amin' ny tany atsimo. Ry zanak' olona, atodiho mankany Temana ny tavanao; ataovy mijojo mankany atsimo ny teninao, ary manaova faminaniana manohitra ny alan' ny tany atsimo, Fils d' homme, tourne-toi à droite, profère ta parole vers le sud, prophétise contre la forêt de la région du Négeb.
Eze / Ez 21:3 And say to the land of Israel, Thus saith the Lord; Behold, I am against thee, and will draw forth my sword out of his sheath, and will cut off from thee the righteous and the wicked. Ary lazao amin' ny ala amin' ny tany atsimo hoe: Henoy ny tenin' i Jehovah: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, hampirehitra afo ao aminao Aho, izay handevona ny hazo maitso sy ny hazo maina rehetra ao aminao; tsy hovonoina ny lelafo midedadeda, fa ho main' ny afo ny tava rehetra hatrany atsimo ka hatrany avaratra; lazao amin' ny ala atsimo hoe: Henoy ny tenin' ny Tompo! Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro aho handrehitra afo eo afovoanao, ary dia handevona ny hazo maitso rehetra eo aminao, mbamin' ny hazo maina rehetra: tsy ho faty ny lelafo mahamay, ka ho levona avokoa izay rehetra eo amin' ny vohon' ny tany, hatrany atsimo ka hatrany avaratra. Tu diras à la forêt du Négeb : Écoute la parole de Yahvé. Ainsi parle le Seigneur Yahvé. Voici que je vais allumer en toi un feu pour y consommer tout arbre vert et tout arbre sec; c' est une flambée qui ne s'éteindra pas et tous les visages en seront brûlés, depuis le Négeb jusqu' au Nord.
Eze / Ez 21:4 Seeing then that I will cut off from thee the righteous and the wicked, therefore shall my sword go forth out of his sheath against all flesh from the south to the north: Ka dia ho hitan' ny nofo rehetra fa Izaho Jehovah no nampirehitra io, ka tsy hovonoina. Dia ho fantatry ny nofo rehetra fa izaho Iaveh no nandrehitra izany, ka tsy ho faty izy. Toute chair verra que c' est moi, Yahvé, qui l' ai allumée, et elle ne s'éteindra pas.
Eze / Ez 21:5 That all flesh may know that I the Lord have drawn forth my sword out of his sheath: it shall not return any more. Dia hoy izaho: Indrisy, Jehovah Tompo ô! Hoy ny fitenin' ny olona ahy: Tsy fanoharana va no ataony? Ary hoy aho: Indrisy, ry Tompo Iaveh ô, hoy ny filazan' izy ireo ahy: Tsy manao fanoharana va izy? - Et je dis : Ah! Seigneur Yahvé, ils disent de moi : " Ne voilà-t-il pas qu' il débite des paraboles ? " -
Eze / Ez 21:6 Sigh therefore, thou son of man, with the breaking of thy loins; and with bitterness sigh before their eyes. Dia tonga tamiko ny tenin' i Jehovah nanao hoe: Dia tonga tamiko ny tenin' ny Tompo, nanao hoe: Alors la parole de Yahvé me fut adressée en ces termes :
Eze / Ez 21:7 And it shall be, when they say unto thee, Wherefore sighest thou? that thou shalt answer, For the tidings; because it cometh: and every heart shall melt, and all hands shall be feeble, and every spirit shall faint, and all knees shall be weak as water: behold, it cometh, and shall be brought to pass, saith the Lord GOD. Ry zanak' olona, manandrifia an' i Jerosalema, ary mitenena manandrify ny fitoerana masina, ka maminania ny amin' ny hamelezana ny tanin' ny Isiraely. Ry zanak' olona, atodiho mankany Jerosalema ny tànanao; ary ataovy mijojo mankamin' ny fitoerana masina ny teninao; ary manaova faminaniana manohitra ny tanin' Israely; Fils d' homme, tourne-toi vers Jérusalem, profère ta parole vers leur sanctuaire et prophétise contre le pays d' Israël.
Eze / Ez 21:8 Again the word of the Lord came unto me, saying, Ary ataovy amin' ny tanin' ny Isiraely hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Indro, Izaho no mamely anao, ary hotsoahako amin' ny tranony ny sabatro, ka haringako ny marina sy ny meloka eo aminao. lazao amin' ny tanin' Israely hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Indro aho tonga ho aty aminao; hotsoahako amin' ny tranony ny sabatro, ka haringako ny marina sy ny meloka eo aminao. Tu diras au pays d' Israël : Ainsi parle Yahvé. Me voici contre toi; je vais tirer mon épée du fourreau et retrancher de chez toi le juste et l' impie.
Eze / Ez 21:9 Son of man, prophesy, and say, Thus saith the Lord; Say, A sword, a sword is sharpened, and also furbished: Ary noho ny handringanako ny marina sy ny meloka eo aminao, dia izany no hitsoahan' ny sabatro amin' ny tranony hamely ny nofo rehetra hatrany atsimo ka hatrany avaratra, Ary satria handringana ny marina sy ny meloka eo aminao aho, noho izany dia hitsoaka avy amin' ny tranony ny sabatro hamely ny nofo rehetra, hatrany atsimo ka hatrany avaratra. C' est pour retrancher le juste et l' impie que mon épée va sortir de son fourreau, contre toute chair, du Négeb jusqu' au Nord.
Eze / Ez 21:10 It is sharpened to make a sore slaughter; it is furbished that it may glitter: should we then make mirth? it contemneth the rod of my son, as every tree. Ka dia ho fantatry ny nofo rehetra fa Izaho Jehovah no nanatsoaka ny sabatro tamin' ny tranony; Tsy hiditra intsony izy. Dia ho fantatry ny nofo rehetra fa izaho Iaveh no nanatsoaka ny sabatro tamin' ny tranony; ka tsy hiditra ao intsony izy. Et toute chair saura que c' est moi, Yahvé, qui ai tiré mon épée du fourreau, et elle n' y rentrera plus.
Eze / Ez 21:11 And he hath given it to be furbished, that it may be handled: this sword is sharpened, and it is furbished, to give it into the hand of the slayer. Ary ianao, ry zanak' olona, midridridridria toy ny tapa-balahana, eny, midridridridria amin' ny fangidiana eo imasony. Ary hianao, ry zanak' olona, midridridridria; mandra-pahatapa-balahana anao amim-pangidiana, midridridridria eo imasony. Quant à toi, fils d' homme, pousse des gémissements, le coeur brisé; rempli d' amertume, tu pousseras des gémissements, sous leurs yeux.
Eze / Ez 21:12 Cry and howl, son of man: for it shall be upon my people, it shall be upon all the princes of Israel: terrors by reason of the sword shall be upon my people: smite therefore upon thy thigh. Ary raha izy manao aminao hoe: Nahoana ianao no midridridridry? Dia valio hoe: Noho ny teny efa re, fa ho avy izany, ho kivy ny fo rehetra, hiraviravy ny tanana rehetra, ary hivarahontsana ny fanahy rehetra, sady hanjary ho toy ny rano ny lohalika rehetra. Eny, ho avy izany ka ho tanteraka, hoy Jehovah Tompo; Ary rahefa hilaza aminao izy ireo hanao hoe; Nahoana no midridridridry hianao: Valio hoe: Noho ny zava-baovao ho avy; fa hivarahontsana ny fo rehetra; hiraviravy ny tanana rehetra; ho velon' ahiahy ny saina rehetra; hilefaka toy ny rano, ny lohalika rehetra. Indro, avy izany, ka efa tanteraka, - teny marin' ny Tompo Iaveh. Et s' ils te disent : " Pourquoi ces gémissements ? " tu diras : " A cause de la nouvelle qui va venir, tous les coeurs vont défaillir, les mains vont faiblir, les esprits seront abattus, les genoux s' en iront en eau. Voici qu' elle vient; c' est fait, oracle du Seigneur Yahvé. "
Eze / Ez 21:13 Because it is a trial, and what if the sword contemn even the rod? it shall be no more, saith the Lord GOD. Dia tonga tamiko ay tenin' i Jehovah nanao hoe: Tonga tamiko ny tenin' ny Tompo nanao hoe: La parole de Yahvé me fut adressée en ces termes :
Eze / Ez 21:14 Thou therefore, son of man, prophesy, and smite thine hands together. and let the sword be doubled the third time, the sword of the slain: it is the sword of the great men that are slain, which entereth into their privy chambers. Ry zanak' olona, maminania, ka ataovy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Injao! sabatra! sabatra re! Voaranitra sady voafotsy koa. Ry zanak' olona, maminania ka ataovy hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Lazao hoe: Ny sabatra, ny sabatra efa voaranitra sady voafotsy: Fils d' homme, prophétise. Tu diras : Ainsi parle le Seigneur! Dis : L'épée, l'épée! Elle est affûtée, elle est fourbie.
Eze / Ez 21:15 I have set the point of the sword against all their gates, that their heart may faint, and their ruins be multiplied: ah! it is made bright, it is wrapped up for the slaughter. Voaranitra hahafaty be izy; Voafotsy hanelatselatra izy (Sa isika hifaly hoe: Ny tsorakazon' ny zanako mamingavinga ny hazo rehetra?) Voaranitra izy, handringanana; voafotsy izy, mba handefa tselatra manjopelaka. Sa hifaly va isika, hanao hoe: Vingavingain' ny tehim-panjakan' ny zanako, ny hazo rehetra? Pour accomplir le massacre, elle est affûtée, pour jeter des éclairs, elle est fourbie...
Eze / Ez 21:16 Go thee one way or other, either on the right hand, or on the left, whithersoever thy face is set. Ary nomena hofotsiana izy Mba horaisin-tanana; Voaranitra io sabatra io sady voafotsy, Mba hatolotra eo an-tanan' ny mpamono. Nomena hofotsiana izy, mba horaisin-tànana; sabatra voaranitra izany, sabatra voafotsy izany, mba hatolotra eo an-tànan' ny mpamono. Il l' a donnée à fourbir pour la saisir à pleine main, elle est affûtée, l'épée, et fourbie, pour mettre dans la main du tueur.
Eze / Ez 21:17 I will also smite mine hands together, and I will cause my fury to rest: I the Lord have said it. Mitomania sy midradradradrà, ry zanak' olona! Fa mihatra amin' ny oloko izany, dia amin' ny lehibe rehetra amin' ny Isiraely; Lavon' ny sabatra miaraka amin' ny oloko izy, koa misafoa sirana ianao; Mikiakiaha sy midradradradrà, ry zanak' olona, fa ho amin' ny vahoakako izany sabatra izany, ho amin' ny lehibe rehetra, eo amin' Israely. Voatolotra ho an' ny sabatra izy ireo, mbamin' ny vahoakako; koa dony ny fenao. Crie, hurle, fils d' homme, car elle est destinée à mon peuple, à tous les princes d' Israël voués à l'épée avec mon peuple. Aussi frappe-toi la poitrine,
Eze / Ez 21:18 The word of the Lord came unto me again, saying, Fa vita ny fizahan-toetra, Ka manao ahoana, raha ilay tehim-panjakana namingavinga iny aza no ho tonga tsinontsinona ? hoy Jehovah Tompo. Fa efa vita ny fizahan-toetra; ka ahoana indray? Na mbola mamingavinga ihany aza izany tehim-panjakana izany, koa tsy hahatanterahan' ny fandrahonako va izany? - teny marin' ny Tompo Iaveh! car c' est une épreuve... Oracle du Seigneur Yahvé.
Eze / Ez 21:19 Also, thou son of man, appoint thee two ways, that the sword of the king of Babylon may come: both twain shall come forth out of one land: and choose thou a place, choose it at the head of the way to the city. Ary ianao, ry zanak' olona, dia maminania, ka mitehafa tanana, ary aoka hihaloza roa heny, na telo heny aza, ny sabatra, dia ny sabatra izay efa nahatrabaka olona; Eny, ny sabatra izay efa nahatrabaka ny andriana no manemitra azy. Ary maminania hianao, ry zanak' olona, ka mitehafa tànana: Aoka ho avo roa heny, telo heny aza, ny famelezan' ny sabatra! Dia ny sabatra famonoana, ny sabatra famonoam-be no manodidina azy. Et toi, fils d' homme, prophétise et bats des mains. Que l'épée repasse trois fois, l'épée qui transperce des victimes, l'épée qui transperce une grande victime, celle qui les menace tout autour!
Eze / Ez 21:20 Appoint a way, that the sword may come to Rabbath of the Ammonites, and to Judah in Jerusalem the defenced. Nahebihebiko teny amin' ny vavahadiny rehetra ny sabatra, mba hahakivy ny fo sy hahatonga fahatafintohinana maro. Indrisy! nataoko nanelatselatra izy sady voaranitra hamono. Mba hahareraka ny fo, sy hahamaro ny hovonoina, dia ny vavahady rehetra no nametrahako ny sabatra mamono. Afin que le coeur défaille, que les occasions de chute soient nombreuses, à toutes les portes, j' ai placé le massacre par l'épée faite pour jeter des éclairs, fourbie pour le massacre.
Eze / Ez 21:21 For the king of Babylon stood at the parting of the way, at the head of the two ways, to use divination: he made his arrows bright, he consulted with images, he looked in the liver. Miomana, ka mandrosoa eo ankavanana ianao, mijoroa, ka mandrosoa eo an-kavia, amin' izay voatendry hamelezanao na aiza na aiza. Hodin-kavanana! Hodin-kavia! Atrika, atsy, arý! Sois affûtée à droite, place-toi à gauche, là où ton tranchant est requis!
Eze / Ez 21:22 At his right hand was the divination for Jerusalem, to appoint captains, to open the mouth in the slaughter, to lift up the voice with shouting, to appoint battering rams against the gates, to cast a mount, and to build a fort. Hiteha-tanana koa Aho ary hiala fo; Izaho Jehovah no nilaza izany. Izaho koa, hiteha-tànana, sy hanarana ny hatezerako. Izaho Iaveh, no efa niteny. Moi aussi, je vais battre des mains, je vais assouvir ma fureur. Moi, Yahvé, j' ai parlé!
Eze / Ez 21:23 And it shall be unto them as a false divination in their sight, to them that have sworn oaths: but he will call to remembrance the iniquity, that they may be taken. Ary tonga tamiko ny tenin' i Jehovah hoe: Tonga tamiko ny tenin' ny Tompo, nanao hoe: La parole de Yahvé me fut adressée en ces termes :
Eze / Ez 21:24 Therefore thus saith the Lord GOD; Because ye have made your iniquity to be remembered, in that your transgressions are discovered, so that in all your doings your sins do appear; because, I say, that ye are come to remembrance, ye shall be taken with the hand. Hianao, ry zanak' olona, manaova lalana roa ho anao hihavian' ny sabatry ny mpanjakan' i Babylona; avy amin' ny tany iray no hihavian' izy roa; ka manaova sarin' ny famantaran-dalana, eo an-tsampanan-dalana mankany amin' ny tanàna no anaovinao azy. Manorita hianao, làlan-droa halehan' ny sabatry ny mpanjakan' i Babilona, ry zanak' olona; ataovy avy amin' ny tany iray ihany izy roa ireo; ary manoritra famantarana, ka eo an-dohan' ny làlan' ny tanàna anankiray no sorito izany. Et toi, fils d' homme, trace deux chemins pour que vienne l'épée du roi de Babylone, partant tous les deux du même pays. Puis place un signe, place-le au départ du chemin de la ville,
Eze / Ez 21:25 And thou, profane wicked prince of Israel, whose day is come, when iniquity shall have an end, Manaova lalana hihavian' ny sabatra ho any Raban' ny taranak' i Amona sy ho any ny Joda ao Jerosalema mimanda. Manorita làlana halehan' ny sabatra ho any Rabata, renivohitry ny taranak' i Amona, na ho any amin' i Jodà, hamely an' i Jerosalema, tanàna mimanda. trace le chemin pour que l'épée vienne vers Rabba des Ammonites et vers Juda, à la forteresse de Jérusalem.
Eze / Ez 21:26 Thus saith the Lord GOD; Remove the diadem, and take off the crown: this shall not be the same: exalt him that is low, and abase him that is high. Fa ny mpanjakan' i Babylona mijanona eo amin' ny sampanan-dalana, dia eo an-dohan' ny lalana roa, mba hanao sikidy; dia manetsiketsika ny zana-tsipìka izy ary manontany amin' ny sampy sy mizaha amin' ny atin-kena. Fa ny mpanjakan' i Babilona, nijanona teo an-tsampanan-dàlana, eo an-dohan' ny làlan-droa, mba hanao sikidy: ka manetsiketsika ny zana-tsipìka, manontany amin' ny terafima, mizaha amin' ny atikena. Car le roi de Babylone s' est arrêté au carrefour, au départ des deux chemins, pour interroger le sort. Il a secoué les flèches, interrogé les téraphim, observé le foie.
Eze / Ez 21:27 I will overturn, overturn, overturn, it: and it shall be no more, until he come whose right it is; and I will give it him. Mby eo an-tànany ankavanana ny sikidy, dia ny ho an' i Jerosalema, mba hametraka lohondry vy fandravana, hisoka-bava hiantsoantso, hanandra-peo amin' ny akoran' ady, hametraka lohondry vy fandravana eo akaikin' ny vavahady, hanandratra tovon-tany sy tilikambo. Eo an-tànany ankavanana ny sikidy Jerosalema, hanangana lohondry vy hamely ny manda, handoaka fidirana amin' ny banga, hanandra-peo amin' ny akoran' ady, hanangana lohondry vy hamelezana ny vavahady, hanandratra tovon-tany, hanorina manda. Dans sa main droite, le sort est tombé sur Jérusalem : pour y placer des béliers, donner l' ordre de la tuerie, pousser le cri de guerre, placer des béliers contre les portes, élever un remblai et construire des retranchements.
Eze / Ez 21:28 And thou, son of man, prophesy and say, Thus saith the Lord GOD concerning the Ammonites, and concerning their reproach; even say thou, The sword, the sword is drawn: for the slaughter it is furbished, to consume because of the glittering: Nefa tahaka ny sikidy lainga izany eo imason' ireny izay efa nianiana mafy, nefa Jehovah no mampahatsiaro ny helony mba hisamborana azy. Faminaniana lainga ihany izany, eo imason' izy ireo; manana ny faminaniana masina indrindra hiaro azy izy ireo; nefa hampahatsiaroviny azy ny helony taloha, rahefa voasambotra izy. Ce n' est à leurs yeux que vain présage. On leur avait prêté serment, mais lui, il rappelle leur faute qui provoquera leur capture.
Eze / Ez 21:29 Whiles they see vanity unto thee, whiles they divine a lie unto thee, to bring thee upon the necks of them that are slain, of the wicked, whose day is come, when their iniquity shall have an end. Koa izao no lazain' i Jehovah Tompo: Noho ny nampahatsiarovanareo ny helokareo tamin' ny nampiharihariana ny fahadisoanareo mba hampisehoana ny fahotanareo tamin' izay rehetra nataonareo, noho ny nahatsiarovana anareo dia hosamborin-tanana ianareo. Koa izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Noho hianareo nampahatsiaro ny helokareo, tamin' ny nampihariharianareo ny hadisoanareo sy nanehoanareo ny fahotanareo tamin' izay rehetra nataonareo, ka nanao izay hahatsiarovana anareo, dia nosamborin-tànana hianareo. C' est pourquoi, ainsi parle le Seigneur Yahvé : Parce que vous rappelez vos fautes en découvrant vos forfaits et en faisant apparaître vos péchés dans toutes vos actions, pour le souvenir qu' on a de vous, vous serez capturés.
Eze / Ez 21:30 Shall I cause it to return into his sheath? I will judge thee in the place where thou wast created, in the land of thy nativity. Ary ianao, ry ilay ratsy fanahy voatrabaka, dia ilay mpanjakan' ny Isiraely, izay tapitra andro amin' ny fotoan' ny heloka mahafaty, Ary hianao, ry ilay afa-pahamasinana, mpanjaka ratsy fanahin' Israely, efa tonga ny andronao, amin' izao ipahan' ny fotoanan' ny faharatsiana; Quant à toi, vil criminel, prince d' Israël dont le jour approche avec le dernier des crimes,
Eze / Ez 21:31 And I will pour out mine indignation upon thee, I will blow against thee in the fire of my wrath, and deliver thee into the hand of brutish men, and skilful to destroy. izao no lazain' i Jehovah Tompo Hesorina ny hamama, ary halàna ny satro-boninahitra, tsy ho ao intsony ireo; hasandratra ny iva, ary haetry ny avo. ka izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Ny hamama halàna; ny satro-boninahitra, hesorina; hakorontana izao rehetra izao; ny iva, hasandratra, ny avo, haetry. ainsi parle le Seigneur Yahvé : On ôtera la tiare, on enlèvera la couronne, tout sera transformé, ce qui est bas sera élevé, ce qui est élevé sera abaissé.
Eze / Ez 21:32 Thou shalt be for fuel to the fire; thy blood shall be in the midst of the land; thou shalt be no more remembered: for I the Lord have spoken it. Havadiko, havadiko, havadiko izany; fa izany koa aza dia tsy mba haharitra mandra-pahatongan' izay tena tompony tokoa, ka homeko azy izany. Ary ianao, ry zanak' olona, dia maminania, ka ataovy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Ny amin' ny taranak' i Amona sy ny latsa ataony, dia ataovy hoe: Indro sabatra! Dia sabatra voatsoaka hamono! Voafotsy handringana sy hanelatselatra izy (Raha mahita zava-poana ho anao izy sy maminany lainga aminao) Handavoany anao ao amin' ny vozon' ny ratsy fanahy voatrabaka, Izay tapitra andro amin' ny fotoan' ny heloka mahafaty. Ampidiro amin' ny tranony izy. Any amin' ny tany namoronana anao, dia any amin' ny tany nahaterahanao, no hitsarako anao. Ary haidiko aminao ny fahavinirako, ny afon' ny fahatezerako no hotsofiko aminao, ka hatolotro eo an-tànan' ny olona ketrina. Sy izay mpamorona fandringanana ianao, Dia ho kitain' ny afo ianao; Ho eny amin' ny tany ny rànao; Tsy hotsaroana ianao; Fa Izaho Jehovah no niteny izany. Hataoko rava dia rava dia rava izany; tsy ho eo intsony izany, mandra-pihavin' ilay Tompon' ny fitsarana, izay hametrahako sy homeko an' izany. Ruine, ruine, ruine, voilà ce que j' en ferai, comme il n' y en eut pas avant que vienne celui à qui appartient le jugement et à qui je le remettrai.
Eze / Ez 21:33 Ary hianao, ry zanak' olona, maminania, ka ataovy hoe: Izao no lazain' ny Tompo Iaveh mamely ny taranak' i Amona, sy ny amin' ny faniratsirany. Lazao hoe: Ny sabatra, ny sabatra efa voatsoaka handringana: voafotsy izy handevona sy handefa tselatra, Et toi, fils d' homme, prophétise. Tu diras : Ainsi parle le Seigneur Yahvé. Aux Ammonites et à leur raillerie, tu diras : L'épée, l'épée est tirée pour le massacre, fourbie pour dévorer, pour jeter des éclairs -
Eze / Ez 21:34 - dia ny mbola ahitana zava-poana hianao, sy fambara mamitaka, hampiraisana toerana anao amin' ny fatin' ny ratsy fanahy voatolotra ho an' ny sabatra, fa efa tonga ny androny amin' izao ipahan' ny fotoanan' ny faharatsiana. pendant que tu as des visions vaines, que tu consultes des présages menteurs - pour égorger les vils criminels dont le jour approche avec le dernier de leurs crimes.
Eze / Ez 21:35 Ampidiro amin' ny tranony ny sabatrao; fa eo amin' ny toerana nahariana anao, eo amin' ny tany nahaterahanao, no hitsarako anao. Remets-la au fourreau. C' est au lieu où tu as été créé, au pays de ton origine que je te jugerai;
Eze / Ez 21:36 Hampidiniko aminao ny havinirako; hotsofiko aminao ny afom-pahatezerako; ary hatolotro eo an-tànan' ny olona adala hianao, sy amin' ny mpanao fandringanana. je déverserai sur toi ma fureur, je soufflerai contre toi le feu de mon emportement, et je te livrerai entre les mains d' hommes barbares, artisans de destruction.
Eze / Ez 21:37 Hohanin' ny afo hianao, ny rànao dia ho eo afovoan' ny tany, ary hianao tsy hotsarovan' ny olona; fa izaho Iaveh no niteny. Tu seras la pâture du feu, ton sang coulera au milieu du pays, tu ne laisseras aucun souvenir, car moi, Yahvé, j' ai parlé.

<-
->