<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 16:49 | Behold, this was the iniquity of thy sister |
Indro, izao no helok' i Sodoma rahavavinao: Avonavona sy fahabetsahan-kanina ary fahatokiam-poana no tao aminy sy tao amin' ny zananivavy, ary tsy mba nitantana ny malahelo sy ny mahantra izy. | Fa izao no helok' i Sodoma rahavavinao: avonavona, fananam-be ary fianinana tsy miraikan' izy sy ny zanany vavy, sady tsy mba nitantana ny ory sy ny mahantra izy. | Voici quelle fut la faute de |